FIVORIAMBE DORKASY 2013

Ho tanterahana eto Antsiranana ny fivoriamben’ny Dorkasy manomboka amin’ny 12 ka hatramin’ny 15 Septambra 2013. Eo amin’ny 15 000 no tomban’isan’ireo Dorkasy hamonjy io fihaonana io ka dia handray vahiny indray izany Antsiranana taorian’ny JMJ Mada7 ,ny Tafasiry Nasionaly nataon’ny Mpanazava eto Madagasikara, ny Championnat national ASOIMI 2013 izay vao nifarana ny herinandro lasa teo.

Matoa misesisesy ny hetsika toy izao dia atokisan’ny mpikarakara fa ho vitan’Antsiranana ny handray izany fihaonambe izany.Ny faritra rahateo dia miara-mikarakara amin’ny Dorkasy FJKM antsiranana mba hampahomby io hetsika io.

Miandry anareo izahay. Tongava daholo fa efa vonona ny mpandray.

Satria DIANA TIA NY MEVA,OLO JIABY PARE.

RÉGION DIANA.

     

Ouverture Officielle du 12 Septembre 2013

 DSC_1325  DSC_1314  DSC_1256
 DSC_1277  DSC_1334  DSC_1413
 DSC_1386  DSC_1375  DSC_1356
   DSC_1339  Toy ireo ny hetsika nisy nandritra ny fandraisan’Antsiranana ny Fivoriam-be.

Isaorana ny Orange Madagasikara izay nanampy tamin’ny lafiny maro.

Clôture Officielle ( en cours)

Publicités