Malagasy
29 Mars 1947 – 29 Mars 2015
Isaorana ireo izay tonga nanatrika ny fivavahana iraisam-pinoana izay notarihin'ny FFKM tao amin'ny Cathédrale EKAR tamin'ny sabotsy 28 Mars 2015, toy izany ihany koa ireo izay namaly ny antso ka nanatrika ny fanaterana fehezam-bonikazo teo amin'ny tsangambaton'ny mahery fo teo Place Kabary ny 29 Mars 2015. Tsy ho verivery ho azy tokoa ny ràn'ireo nitolona nanavotana an'i Madagasikara.