Département Finistère- Région Diana

Maryvonne Blondin

Conseil Général du Finistère

Tonga nitsidika ny Faritra Diana ny Loholona sady Conseillère Générale ao amin’ny Département de Finistère France Ramatoa Maryvonne Blondin ny 28 Novembra 2011 . Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa no antondiany sy nijery akaiky ireo tetik’asa izay tany amin’ny Distrika sy Communes maro.

Marihina fa miroborobo fatratra ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta.

Faritra Diana